|
|
|
|

Entry1  fisafotofotoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao
Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa
Explanations in French  4  [1.3] l'embrouillement, l’action de se démener de colère
Root  5  safotofoto

Updated on 2024/12/11