|
|
|
|

Entry1  fisahiranana
Root  2  sahirana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo

Updated on 2024/12/11