Entry | 1 sahirana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Be raharaha vonjena atsy sy arỳ: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka 4 Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita 5 Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana 6 Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy 7 Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny [1.1] |
Explanations in English |
8 bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty [1.7] |
Explanations in French |
9 ennuyé [1.3, 1.8] 10 affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé [1.3] 11 perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent [1.8] |
Examples |
12 Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy [2.470] 13 sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter) [1.3] 14 sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès) [1.3] 15 sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu) [1.3] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 22 miheninkenina, mipenimpenina, poritra, tery, poribola, be raharaha, miheninkenina, mihenikenika, jambena, maro herehina, maro sahanina, mipenimpenina, tominjana, sahirankirana, mahantra |
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word sahirana |
Anagrams | 26 hanasira, hanisara, harasany, hasarany, hisarana, isarahan, nisaraha, sahirana, sarahina, sarihana |
Updated on 2020/07/31 |