|
|
|
|

Entry (1/2)1  manahirana
Root  2  sahirana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ
Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy
Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho
Explanations in English  5  [1.7] to vex, to trouble; to annoy
Explanations in French  6  [1.3#558, 1.8] vexer, ennuyer
7  [1.3#558] embarrasser, préoccuper, donner du souci
8  [1.8] troubler; gêner; occuper
Examples  9  tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy: [2.470]
10  Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza: [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  sarotra, mafotaka, baodibaodika, anoin-tsarotra

Entry (2/2)16  manahina
Root  17  sahirana
Part of speech  18  imperative of active verb manahirana [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3#558]

Anagrams  21  anahiranam, anamarihan, hamaranany, hamarinana, hamiranana, hanairanam, hanamanira, hanamarany, hanamarina, hanamirana, hanarainam, hanaramany, manahirana, manahiràna, namaharany, nanamariha

Updated on 2025/02/05