Entry | 1 poritra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tery: Poritra aho fa mikisakisaha 4 Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny 5 Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. [1.1] |
Explanations in English |
6 squeezed or crushed; embarrassed in trouble [1.7] |
Explanations in French |
7 embarrassé, troublé [1.8] |
Examples |
8 Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word poritra |
Anagrams | 16 aporitr, paritro, poritra |
Updated on 2020/07/31 |