Entry (1/2) | 1 mamoritra |
Root | 2 foritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin' ny tanana Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely ~ Namoritra azy loatra tamin' ny volany Rakoto ka nandositra izy Mampahory: Mamoritra ny madinika Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo ~ Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka 5 [1.13] mamolaka |
Explanations in English |
6 [1.2] to fold up, to turn down, to wrap 7 [1.7] to fold |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.8, 1.13] plier 9 [1.3] replier, courber, recourber |
Examples |
10 Isan'ny toetra iray lehibe mamoritra ny olona voazanaka io fametrahana modely hotahafina eo anoloana io [2.606#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 mamoritra |
Root | 16 poritra |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] écraser, presser, serrer, opprimer: Tandremo fandrao mamoritra ny tongotro ialahy (Prends garde de m'écraser les pieds) ~ Aza mamoritra ahy loatra amy ny volanao (Ne me pressez pas trop pour le payment de votre dette) ~ Aza mamoritra ny sandriko (Ne serrez pas mon bras) ~ Aza mamoritra anay, fa mafana ny andro (Nw nous pressez pas, ne nous serrez pas, parce qu'il fait chaud) ~ Namoritra ny vahoaka izany goverinora izany (Ce gouverneur opprimait le peuple) |
Morphology |
|
Synonyms | 24 manaporitra |
Anagrams | 25 mamarotry, mamoritra |
Updated on 2023/01/20 |