|
|
|
|

Entry1  poretina
Root  2  poritra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha
Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho
Explanations in English  5  [1.7] to be squeezed; to be constrained
Explanations in French  6  [1.8] qu'on presse, qu'on contraint
Examples  7  Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  poritina

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21