Entry 1/2 |
misahirana
(sahirana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [1.1]
|
Explanations in English | To go to some trouble [1.7]
|
Explanations in French | Se donner de la peine [1.8]
|
Examples | Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
misahirana |
Past : |
nisahirana |
Future : |
hisahirana |
Imperative : |
misahiràna |
|
|
Entry 2/2 |
misahiràna
(sahirana)
|
Part of speech | imperative of active verb misahirana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|