|
|
|
|

Entry1  fisahotahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo, fa ny fisahotahan' ny vahoaka no tsy hita holazaina
Root  4  sahotaka

Updated on 2024/12/11