Entry | 1 fisalovanana |
Root | 2 salovana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |