Entry |
salovana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
|
Explanations in English | The front [1.7]
|
Explanations in French | Le devant, le front [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
salovana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [1.78]
|
| [Tanala]
(salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [1.78]
|
| Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
|
Synonyms | |
|