|
|
|
|

Entry (1/2)1  misalovana
Root  2  salovana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
5  Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy
6  Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara [1.1]
Explanations in English  7  to go ahead of others; to interfere with other people's business [1.7]
Explanations in French  8  se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui [1.8]
Examples  9  Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka. [2.587#]
10  Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka. [4.27#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso
Proverbs  16  Proverbs containing the word misalovana

Entry (2/2)17  misalovàna
Root  18  salovana
Part of speech  19  imperative of active verb misalovana [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]

Anagrams  22  isalovanam, misalovana, misalovàna

Updated on 2023/10/21