|
|
|
|

Entry (1/2)1  misalovana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy
Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara
Explanations in English  4  [1.7] to go ahead of others; to interfere with other people's business
Explanations in French  5  [1.8] se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui
Examples  6  [2.587#] Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka.
7  [4.27#] Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka.
Root  8  salovana
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso
Proverbs  14  Proverbs containing the word misalovana

Entry (2/2)15  misalovàna
Part of speech  16  imperative of active verb misalovana [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]
Root  19  salovana

Anagrams  20  isalovanam, misalovàna, misalovana

Updated on 2025/04/13