|
|
|
|

Entry1  fisamborana
Root  2  sambotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanenjehana: Anjaran' ny polisy ny fisamboranany mpangalatra
Fandraisana, fibedana: Raharaha be ny fisamborana ilay omby fa saika tsy azo raha tsy latsaka tao an-kady ilay izy
Fangatahana vola na hanin-kohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Fisamborana ihany ny ahy fa tsy fangatahana akory ka osa raha homenao na tsia
Olona isamboram-bola matetika: Rakotono mba fisamborako rehefa tsy manana aho
Explanations in English  5  [1.7] the act of capturing, the act of borrowing
Explanations in French  6  [1.8] action de capturer; action d'emprunter
Proverbs  7  Proverbs containing the word fisamborana

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21