Entry | 1 sambotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana |
Explanations in English |
4 [1.7] captive; a captive |
Explanations in French |
5 [1.8] prisonnier, captif |
Examples |
6 Kanjo resy tany izy ary azo sambotra ka novonoin'ny mpandresy sady norasarasainy ny fatiny. [2.508#] 7 Hoby moa izany no an' i Manjakadoria rehefa tonga Ratsialainkery ka nitondra ireto sambotra. [2.587#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word sambotra |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |