Explanations in Malagasy | Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [1.1]
|