|
|
|
|

Entry1  fisambotra
Root  2  sambotra
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika"
Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra
Examples  5  Ka hataontsika ahoana no fisambotra io? [2.293#]

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21