Entry | 1 samborina |
Root | 2 sambotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly |
Explanations in English |
5 [1.7] to be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) |
Examples |
7 Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra. [2.472] |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word samborina |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |