Entry | 1 isamborana |
Root | 2 sambotra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in French |
4 [1.3#569] |
Examples |
5 Tsy misy azo isamborana azy ireo raha tsy miray hina isika. [2.895#] 6 Koa aza dia isamborana izay vava diso lahy, ary aza dia itsimponana izay teny latsaka, fa ray aman-dreny hianao. [2.587#] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 isamboaran, isamborana, nisamboara, rambosanay |
Updated on 2023/01/20 |