|
|
|
|

Entry1  fisandohana
Root  2  sandoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy
Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny

Updated on 2024/12/11