|
|
|
|

Entry (1/2)1  sandoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra
Explanations in English  4  [1.7] a fraud
Explanations in French  5  [1.8] fraude
Vocabulary  6  Law
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Entry (2/2)12  sandoka
Part of speech  13  adjective
Explanations in English  14  [1.7] fraudulent, false
Explanations in French  15  [1.8] frauduleux, faux
Compound words 

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21