Entry | 1 misandoka |
Root | 2 sandoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy 5 Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay [1.1] |
Explanations in English |
6 to pose as another person [1.7] |
Explanations in French |
7 se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |