|
|
|
|

Entry1  manandoka
Root  2  sandoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangalatra an-kafetsena, mifetsy [1.1]
Explanations in English  5  to defraud; to pretend to a position or dignity [1.7]
Explanations in French  6  escroquer; prétendre être le maître de, se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8]
Examples  7  Moa zanakao iolehilahyio, fa manandoka ho zanakao izy? [2.293#]
8  Ny manandoka olom-potsy ho andevo dia sazina omby 10 [1.123#]
9  Ny mpanompo manandoka ho Ambaniandro dia omena ny tompony. [1.123#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Anagrams  15  manandoka, mandonaka, mankandoa, nandamako, nandamoka

Updated on 2023/10/20