Entry | 1 sandohana |
Root | 2 sandoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an' olona: Loza izany raha haratsian' izay olona fa nosandohany ny boky vao novidiko omalin' iny [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 handanosa, handaosan, hosandana, sandohana |
Updated on 2023/01/20 |