|
|
|
|

Entry1  fisandratana
Root  2  sandratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka
Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona
Synonyms  5  fisandratra
Proverbs  6  Proverbs containing the word fisandratana

Updated on 2024/12/11