|
|
|
|

Entry1  fisandratra
Root  2  sandratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka
5  Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1]
Synonyms  6  fisandratana

Updated on 2023/01/05