Entry | fisaona (saona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina misaona na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana Azo isaonana: Tsy fisaona, hono, ny zaza rano tsy azo [1.1] | |
Examples | nitanondrika tamin' alahelo toy ny fisaona reny aho.
[2.996] | |
Anagrams | fisaona, fosaina, ifosana, safoina |
Updated on 2023/03/02 |