Entry (1/2) | 1 saona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanehoana mariky ny alahelo amin' ny famoizana havana nodimandry: Tsy mbola afa-tsaona andrainy izy [1.1] |
Explanations in English |
4 mourning for the dead [1.7] |
Explanations in French |
5 deuil; lamentations pour un mort [1.8] |
Examples |
6 saona avokoa ny Vahoaka; [2.59#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 saoña |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 saonjo [Sihanaka]
[1.78] |
Explanations in French |
18 et saony Prononciation de saonjo en plusieurs régions de la côte Est : Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [1.196] |
Vocabulary |
19 Botany |
Other spellings | 20 saony |
Scientific name |
|
Anagrams | 22 ansoa, aosan, naosa, nasao, nasoa, osana, saoña, saona, soana |
Updated on 2023/08/11 |