Entry | 1 fisaonana |
Root | 2 saona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho |
Explanations in English |
5 [1.7] mourning |
Explanations in French |
6 [1.8] deuil |
Examples |
7 ary ny fisaonana dia tsy misy. [2.857#] 8 Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato. [2.472#] |
Article |
9 Randzavola: fisaonana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 10 anasofina, anofisana, fanasonia, fisaonana, nafosanay, nasafinao, nasafoany, nasafonay, nisafoana |
Updated on 2023/01/20 |