|
|
|
|

Entry1  fisaonana
Root  2  saona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana
Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho
Explanations in English  5  [1.7] mourning
Explanations in French  6  [1.8] deuil
Examples  7  [2.857#] ary ny fisaonana dia tsy misy.
8  [2.472#] Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato.
Article  9  Randzavola: fisaonana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10  anasofina, anofisana, fanasonia, fisaonana, nafosanay, nasafinao, nasafoany, nasafonay, nisafoana

Updated on 2025/01/21