|
|
|
|

Entry1  fisarangotana
Root  2  sarangotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy [1.1]

Anagrams  5  fisarangotana, fisarongatana

Updated on 2023/01/05