Entry | 1 fisarangotana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy |
Root | 4 sarangotra |
Anagrams | 5 fisarangotana, fisarongatana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |