|
|
|
|

Entry1  fisehoana
Root  2  seho
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany
Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy
Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny
Explanations in French  5  [1.3#595] L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause
6  [1.13] apparition
Examples  7  Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana" [2.436#]
8  Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381#]
Compound words 

Updated on 2023/09/10