|
|
|
|

Entry1  fisesehana
Root  2  sesika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.
Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra.

Updated on 2024/12/11