Entry | 1 fisesehana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona. Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo. Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. |
Root | 4 sesika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |