|
|
|
|

Entry1  fisikinana
Root  2  sikina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanosy] fitafiana
5  [1.1] Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ?
Article  6  Randzavola: fisikinana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21