|
|
|
|

Entry (1/2)1  sikina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony
4  Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1]
Explanations in English  5  a cloth worn around the waist [1.7]
Explanations in French  6  étoffe qu'on porte autour des reins [1.8]
Examples  7  nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Vocabulary  8  Economy: clothing
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)23  sikina
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  Famorana na hasoavana: Sikin-jaza
26  Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1]
Morphology 
27  Simple :
28  Prefixed :
Derivatives 
29  Active verbs :

Anagrams  30  asikin, kinasi, kisina, nasiki, sikina

Updated on 2023/07/22