Entry (1/2) | 1 misikina |
Root | 2 sikina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano 5 Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona 6 Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina 7 Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity [1.1] |
Explanations in English |
8 to wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba [1.7] |
Explanations in French |
9 porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler [1.8] |
Examples |
10 nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 15 misiky |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 misikìna |
Root | 18 sikina |
Part of speech | 19 imperative of active verb misikina |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Tables and plates |
22 All the active imperatives |
Anagrams | 23 mikisina, misikina, misikìna, mikisina, misikina, misikìna |
Updated on 2023/08/01 |