|
|
|
|

Entry1  misikim-ponitra
Elementary words  2  misikina, fonitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] miasa amin-kerimpo mafy
Explanations in English  5  [1.2] to gird up one's loins in earnest.
6  [1.7] to gird oneself tightly in order to work hard
Examples  7  misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy. [2.470#]
Synonyms  8  manao sikim-ponitra, misikin-dahy
Proverbs  9  Proverbs containing the word misikim-ponitra

Updated on 2024/12/10