|
|
|
|

Entry1  misikim-ponitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] miasa amin-kerimpo mafy
Explanations in English  4  [1.2] to gird up one's loins in earnest.
5  [1.7] to gird oneself tightly in order to work hard
Examples  6  [2.470#] misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy.
Elementary words  7  misikina, fonitra
Synonyms  8  manao sikim-ponitra, misikin-dahy
Proverbs  9  Proverbs containing the word misikim-ponitra

Updated on 2024/12/10