|
|
|
|

Entry1  fisodihana
Root  2  sodika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana.
Explanations in French  5  [1.196] action de séparer les fibres, défibrage

Updated on 2024/12/11