Entry | 1 sodika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona 4 Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia 5 Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy 6 Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany 7 Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany 8 Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. [1.1] |
Explanations in French |
9 Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc. [1.196] |
Vocabulary |
10 Botany |
Derivatives |
|
Anagrams | 16 asodik, dosika, oksida, sakody, sodika |
Updated on 2021/09/30 |