|
|
|
|

Entry1  sodihina
Root  2  sodika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia
Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin' ny vary
Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono
Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna
Dihizina atao misonenika tsara
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21