Entry | 1 fisoloana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy |
Explanations in French |
4 [1.3#623] L'action de remplacer, le remplacement, le motif |
Examples |
5 [1.369#] Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra. 6 [2.472#159] Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa. |
Root | 7 solo |
Anagrams | 8 fisoloana, ilofosana, lofosanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |