Entry | 1 fisondrotana |
Root | 2 sondrotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiakarana ambony, fisavoanana: i>Jereo ny fisondrotr'iry aeroplanina. Fitomboana: Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama. Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny. Fiakarana voninahitra: Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. |
Explanations in English |
5 [1.7] a promotion, a rise in dignity |
Explanations in French |
6 [1.8] promotion; augmentation 7 [1.196] épiaison des céréales |
Examples |
8 Hiala aho raha tsy mahazo fisondrotana haingana. [2.5#] 9 Ka ankehitriny, dia mananika ny tohatry ny fisondrotana izahay. [2.298#] 10 Fantatry ny mpahay toekarena izany ka io no antsoiny hoe "fisondrotana tsisy fandrosoana. [4.27#] |
Synonyms | 11 fisondrotra |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |