Entry (1/4) | 1 fisorona |
Root | 2 sorona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany [1.1] |
Entry (2/4) | 5 fisorona |
Root | 6 sorona |
Part of speech | 7 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
8 Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra) 9 Fanao sorona 10 Azo atao sorona [1.1] |
Entry (3/4) | 11 fisorona |
Root | 12 sorona |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Fomba entina misorona na manisy afo. [1.1] |
Entry (4/4) | 15 fisorona |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 pierre levée des autels. [Tankarana]
[1.19] |
Updated on 2020/07/31 |