Entry | 1 fitabatabana |
Root | 2 tabataba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo. 5 Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. [1.1] |
Explanations in English |
6 a tumult, an outbreak, a disturbance. [1.2] |
Updated on 2023/01/20 |