Entry (1/2) | 1 tabataba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary |
Explanations in English |
4 [1.2] noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] 5 [1.7] noise, racketder |
Explanations in French |
6 [1.3] bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion 7 [1.8] bruit, tapage |
Examples |
8 Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324] 9 kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472] |
Vocabulary |
10 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 16 tabataba |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 |
Explanations in English |
19 [1.2] political tumult 20 [1.7] political upheaval, civil disorder |
Explanations in French |
21 [1.3] trouble, désordre 22 [1.3] révolution, tumulte politique 23 [1.8] tumulte politique, rébellion |
Examples |
24 Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472] |
Vocabulary |
25 Sound |
Derivatives |
|
Anagrams | 29 batabata, tabataba |
Updated on 2021/02/27 |