|
|
|
|

Entry1  fitaboretahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fipetrahana mitaboretaka, izany hoe tsy miarina tsara fa miboretaka, toa mifotetaka.
Root  4  taboretaka

Updated on 2024/12/11