|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitady
Root  2  tady
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!
5  Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka [1.1]

Entry (2/2)6  fitady
Root  7  tady
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Toetran'ny zavatra vita tady [1.1]

Updated on 2020/07/31